Categorie: blagy kely
Dia indro Ranaivo mandondona ao ambaravaran-Drajao -Manahoana Ianao Rajao -Manahoana,Fa misy inona no tonga vao maraina izato izy -Tsy izany fa tena nokekerin'ny alikanao ny rafozambaviko omaly -Hay hay loza izany,Aza matahotra fa afatotro izy raha izany,ka inona no azoko...
Notapahiko ange lety ny rambon'imavokely e (alika) -Fa nahoana le aza an -Ka ho avy ange rafozambay sabotsy e! -Dia inona ny ifandraisany amin'ny rambo tapaka -Ka sao hihevitra eo ange rafotsy hoe misy faly amin'ny fahatongavany e!
Comment le capitaine Crochet est-il mort? - En se grattant les couilles.
-Dada dada,jereo fa misy sambo iry e! -Tsy sambo lesy iny fa Yacht an. -Dia ahoana ny fanoratra izany aza? -Hay marina tokoa ny lazain'ialahy,sambo tokoa iny! ha ha ha
Indray andro hono ,dia iny dadabe mangovingovitra miaraka amin'ity zafikeliny mitsidika ny saha ary mananararaotra ny andro tsara ! Dia hoy ingahirainy: -"Mba tsara letsy ny natiora sady vita tsara " Tsy tapitra akory anefa ny tenin'ingahibe dia indro...