Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

Categorie: Ankapobeny

Niampy ireo hira azo henoina mivantana:ejema,fenoamby,salala,rakoto frah

Ho an'izay mankafy ireo hira nampalaza an'i Ejema,feonoamby,salala,rakoto frah ..  Aza misalasa jereo eto:             http://gasy72.livedigital.com/blog  ataovy copier coller io adresse web io fa ho hitanao  

raha te hihaino ireo hira kaiamba sy ireo 45 trs fahiny

Mba tsy nisy natao androany dia mba nanala azy nanao blog kely nasiako ireo hira 45 trs fahiny efa tsy fahita intsony ireny.Ao ohatra ry jean fredy,ry tongarivo sns,maro tsy voatanisa no ho hitanao ao sady azo henoina tsara tsy mila lecteur winamp sns,rehefa misy flash player ,na java fotsiny...

anio 23/04/06

  slt daholo e! tsy dia nisy ambara firy nandritra ny andro vistivitsy fa izao vao afaka nanisy lahatsoratra :    ity misy lahatsoratra kely mety hahasoa anao e:ahafahanao manao test kely hahafantaranao hoe iza tokoa io namano io:    Un ami ordinaire ne vous a jamais...

anio 16/04/06

  Fety ny andro e!fety ny andro dia handeha hamangy fianakams aloha androany.Mety hivory kely mantsy ny fianakaviana dia mahafinaritra e! Ny malaza aloha dia tsy dia misy loatra fa izao malomaloka izao ny andro! fa izao marina e:ity ny skyblog an'i eric raha mba misy te hanisy maso ny...

Iza moa ny tenanay

     Riko no anarako.mpianatra informatika aty frantsa aho ary mipetraka aman'olona.     Ny tena toerana misy ahy dia aty amin'ny ile de france ary ireo afrikanina no tena mifandray matetika amiko na dia eo ihany aza ireo asiatika sy ireo frantsay miaraka...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb