Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

Categorie: zava nitranga anio

fanorona

mba sendra ni surf tamin'ny net raha ny bandy kely androany dia sendra ilay logiciel fanorona novokarini moo studio le aza an.Tsara aloha ilay izy e!tena niaky mihitsy aho,izany hoe tena saika hi -programmer jeu fanorona tamin'ny alalan'I KPL ah ny tena marina fa tena nanirikiry hy ilay izy...

anio 05/05/06

Tsy dia misy ambara loatra anio ankoatra ny areti-nify somary namely kely hatry ny omaly ka hatramin'izao manoratra izao.nanao tsinontsinona ny nify ihany mantsy ny bandikely tany amin'ny tanana ka nihinana izay tsy fihinana rehetra,ny bonbon sy ny sisa moa tsy noferana mihitsy.Taty moa vao tena...

anio 02/05/06

fanontaniana kely: Ahoana e!ny aty tsy dia misy vaovao fa dia mba mitantara ny zava-misy    Fa ity mba misy fanontaniana kely :Voalaza matetika fa ny sipa gasy dia maka tahaka ny sipa vahiny ,ny frantsay izany.Izaho aloha tsy dia tena miombo-kevitra amin'izany loatra e! Fa...

anio 01/01/06

  Miarahaba izay sendra mandalo eto e!!Dia inona hono ny vaoavao sy ny azo ambara?? Ny tenako efa andro vitsivitsy izay no tsy nandalo teto amin'ny blaogiko ka tsy  naharaka ny vaoavao farany nitranaga teto.    Ka inona hono ny nalaza nandritra izay andro vitsivitsy tsy...

anio 15/04/06

  pff manirikiry rangaha ity manao lahatsoratra ity indraindray indrindra rehefa avy nanaoratra ianao ka avy eo misy popup misokatra (winfixer sy analyse en ligne) dia avy eo redirection automatique ny page ataonao dia vao miverina ianao dia tonga dia voafafa avy hatrany ny zavatra...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb